Teny iditra |
mifosa
(fosa)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Manaratsy, manazimba, manamavo Milaza ny hadisoana takona nataon' ny namana raha tsy eo izy. [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To backbite, to defame, to scandalize. [1.2]
|
| To slander, to backbite [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Calomnier, médire [1.8]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mifosa |
Ny lasa : |
nifosa |
Ny hoavy : |
hifosa |
Filaza mandidy : |
mifosà |
|
|
Teny iditra |
mifosà
(fosa)
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mifosa
|
Fanazavàna teny malagasy | [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | [1.3]
|
|