|
|
|
|

Teny iditra 1  mifantina
Fototeny  2 fantina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Maka na manavaka izay tsara, mitsaika: Mifantina izay vary tsara hambolena
9 Maka izay tsara amin' ny sisa maro hafa, mifidy: Mifantina ny sakaizany izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to select, to choose, to pick out, to cull. [1.2]
11 to pick out, to select [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 trier, choisir [1.3#150, 1.8]
13 sélectionner [1.8]
Ohatra  14  nifantina ny ovim-bazaha hamidy aho (J’ai trié, choisi les pommes de terre qu’il faut vendre) [1.3#150]
15  nifantina zazalahy roa mahay mba hanampy ahy aho (J’ai choisi deux garçons instruits pour m'aider) [1.3#150]
16  Satria noheverina ho fanompoana moa izany, nilaza ireo nanome fa ampy azy ny fisahiranana nifantina na nanomana ireo vokatra haseho [2.472#24]
Ohabolana  17  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  18 famintina, 19 mafintina, mifantina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21