|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mifankahala
Fototeny  2 hala
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Samy tsy tia ny ankilany avy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to hate one another [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  10 se haïr mutuellement [1.3#442]
11 se détester réciproquement [1.107]
Ohatra  12  Samy vinitra izy roa, mifankahala mafy sahady. [1.437#]
13  Efitra faharoa kosa, dia ilay iarahany amin' ny olombelona tahaka azy: dia izy mifanerasera sy mifampikasoka, ka mifankatia na mifankahala, mifamalifaly na mifanorisory. [2.296#]
Voambolana  14  Ontam-po

Teny iditra (2/2) 15  mifankahalà
Fototeny  16 hala
Sokajin-teny  17  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mifankahala [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  mifankahalà, mifankahala

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/15