|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mifanisa
Fototeny  2 isa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mampitovy isa, mifaninana amin' ny isa: Sahy mifanisa aminareo izahay
9 Mitovy isa: Mila hifanisa amin' ny olona ny fiarakodia ao an-drenivohitra ao [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  10 se compter les uns les autres, être en égal nombre, en égale quantité. Mifanisa ny vilia sy ny olona: il y a autant d'assiettes que de personnes. [1.3]

Teny iditra (2/2) 11  mifanisà
Fototeny  12 isa
Sokajin-teny  13  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mifanisa [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  14 manifisa, mifanisà, mifanisa

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/07