|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mifanerasera
Fototeny  2 serasera
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mifampihaona matetika, mifampikasokasoka [1.1]
Ohatra  9  - Tsy mba tiako, hoy aho nampitahotra azy, ny mifanerasera amin' ny toerana nisehoan-java-mafy sy lehibe toy ireny. [2.5]

Teny iditra (2/2) 10  mifaneraserà
Fototeny  11 serasera
Sokajin-teny  12  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mifanerasera [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  mifanerasera, mifaneraserà

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/14