|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mifandaka
Fototeny  2 daka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mifamely daka: Nifandaka Ibalita sy Isambilo
9 Mifanohitra ohatra ny atsimo sy avaratra, mifanipaka: Mifandaka be ihany izany hevitrareo izany [1.1]
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 11  mifandakà
Fototeny  12 daka
Sokajin-teny  13  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mifandaka [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  14 mandafika, mifandaka, mifandakà

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/14