Teny iditra | mifampiambina (ambina) | |
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
Fanazavàna teny frantsay | [1.3] | |
Ohatra | Rehefa izay, mifanatona izy roa lahy mpifanandrina, mifanambana sy mifampiambina, nefa mbola tsy tena mikatroka aloha.
[2.472] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/06 |
![]() |