|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mievanevana
Fototeny  2 evanevana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mijanona tsy an' ny atsy tsy an' ny aroa, mialanalana: Mievanevana ny mpitondra eto amin' itỳ tany itỳ [1.1]

Teny iditra (2/2) 9  mievanevàna
Fototeny  10 evanevana
Sokajin-teny  11  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mievanevana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  mievanevàna, mievanevana

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/15