Teny iditra |
miereta > mieritra
(eritra)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mihevitra: Nieritreritra anao indrindra aho no niditra ianao Mandinika zavatra ela mba hanadihadiana azy: Mieritreritra momba ny ho aviny tzy [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Réfléchir, rêver, songer [1.3]
|
Ohatra | Indro aho mamorona loza hanjo anareo, sy mieritra izay hevitra hamelezana anareo.
[2.996]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mieritra |
Ny lasa : |
nieritra |
Ny hoavy : |
hieritra |
Filaza mandidy : |
miereta |
|
Tovy hevitra | |
Ohabolana |
|