|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  midogaga
Fototeny  2 dogaga
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Talanjona [1.1]

Teny iditra (2/3) 5  midogaga
Fototeny  6 dogaga
Sokajin-teny  7  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  12 Miandry, mitomoe-poana miandry: Aza midogaga eo re ianao, fa ndeha mba miasa kely [1.1]

Teny iditra (3/3) 13  midogagà
Fototeny  14 dogaga
Sokajin-teny  15  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao midogaga [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  midogaga, midogagà

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/15