|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  midingina
Fototeny  2 dingina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Miakatra, mijoro, manondro lanitra: Midingin-drambo ny alika
9 Mihoatra: Lava raha Rakoto io: midingina eo ambonin' ny olona rehetra ny lohany
10 Manongona, lasa aloha: Nidingina tao alohan' ny namany ny soavalin-dRandrianjafy
11 Mirehareha, mieboebo: Nahazo voninahitra ny anao lahy ka nidingina izaitsizy nivoaka ny trano [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12 to exceed, to advance, to go beyond [1.2]

Teny iditra (2/2) 13  midingìna
Fototeny  14 dingina
Sokajin-teny  15  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao midingina [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  midingìna, midingina

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/14