|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  midaboka
Fototeny  2 daboka|dabòka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mamoaka feo midoboka [1.1]
Ohatra  9  Tondrahany rano ny ombilahy midaboka eo. [2.606#167]

Teny iditra (2/2) 10  midaboka
Fototeny  11 daboka
Sokajin-teny  12  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
13  Ny ankehitriny :
14  Ny lasa :
15  Ny hoavy :
16  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  17 Mianjera, miletsy, rava: Nidaboka ny tranonay fa nalemy ny fototra ~ Nidaboka ny governemanta
18 Mandry mitsotra, mivalampatra: Vizaka loatra aho ka tonga dia nidaboka am-pandriana
19 Lavo, mandrorona, mietry: Izay mijoro, aoka tsy hidaboka
20 Miaiky heloka, mibaboka: Midaboka ohatra ny amalo-maty ny anao fa potsitra ny laingany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  21 to fall, to fall against, to strike, to hit with violence, to lie down [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  22 s'ébouler, s'écrouler, tomber, se renverser, rester couché [1.3]
Ohatra  23  Nony efa sasatra izy, dia midaboka eo am-parafara. [2.649#1021]
24  ambany sarety efa kotrakotra no indro midaboka sy mitsotra! [1.232]
Tsipelina hafa  25 miandaboka
Fikambanana  26  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how midaboka
Ohabolana  27  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  midaboka, midabòka

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/15