Teny iditra | midaboboka (daboboka) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mianjera: Nidaboboka tao anaty hady ny omby Nirohotra miara-be: Nidaboboka ny mpijery lanonana andeho hody [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To fall with violence; to dash upon To proceed in a large concourse [1.2] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Tomber en bas: Nidaboboka tao anatin'ny hady izy (Il est tombé dans le fossé) Aller en grand nombre: Nidaboboka ny mpianatra avy nianatra (Une foule d'élèves sortaient de la classe) [1.3] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Tsipelina hafa | miandaboboka | ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |