|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 miandaboboka |
| Fototeny | 2 daboboka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Mianjera: Niandaboboka tao anaty hady ny omby
9 Nirohotra miara-be: Niandaboboka ny mpijery lanonana andeho hody [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 Tomber en bas: Niandaboboka tao anatin'ny hady izy (Il est tombé dans le fossé)
11 aller en grand nombre: Niandaboboka ny mpianatra avy nianatra (Une foule d'élèves sortaient de la classe) [1.3] |
| Tovy hevitra | 12 midaboboka |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|