|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  midabadaba
Fototeny  2 dabadaba
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manatsikobana rano amin' ny tanana aman-tongotra rehefa miditra ao anaty rano na milomano
9 Mandany be loatra tsy amin' antony: Loza raha hidabadaba loatra ny anao lahy ka voa vao manontany tena hoe: "Nankaiza ny tanteliko teto?" [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be full to the brim; to make the splashing sound when a person steps or plunges into water [1.2]

Teny iditra (2/2) 11  midabadabà
Fototeny  12 dabadaba
Sokajin-teny  13  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao midabadaba [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  14 mibadabada, mibadabadà, midabadabà, midabadaba

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/15