|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mibolila
Fototeny  2 bolila
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mibolisatra kely: Nibolila tetsy antokotany aho ka saika nianjera raha tsy nahafikitra tamin' ny tamboho
9 Milefa, miporitsaka tsy manao adidy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to slip out of the way, to evade, to avoid meeting any one, to stumble. [1.2]

Teny iditra (2/2) 11  mibolilà
Fototeny  12 bolila
Sokajin-teny  13  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mibolila [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  14 mibolaly, mibolilà, mibolila

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/13