|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mibanjina |
| Fototeny | 2 banjina |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Mijery mifantoka sady maharitra: Tsy vizana izy nibanjina ny sarin-dreniny teo an-dohafandriany
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 to stare at, to look intently at
[1.2, 1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 contempler
[1.3, 1.8] 11 regarder [1.3] 12 regarder fixement [1.8] |
| Ohatra |
13 Dia lasa namoha ny varavarankely aho mantsy, ka io no tazako, ary toy ny maso nibanjina ahy no fijeriko azy.
[2.324]
14 -- hoy izy nanenjan-katoka ka nibanjina ny renin' ny ankizy te am-pitsanganana. [2.470#90] |
| Teny iditra (2/2) | 15 mibanjìna |
| Fototeny | 16 banjina |
| Sokajin-teny | 17 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mibanjina [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | mibanjina, mibanjìna |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/08/07 |
|