|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mibabababa
Fototeny  2 babababa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Miantsoantso mitomany, miantso vonjy: Nibabababa iKoto tamin' ny nanindroman' ny dokotera azy
9 Mimenomenona mitaraina: Nibabababa aoka izany Rakoto tamin' ny namakian' ny tontakely ny tranom-barony [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to scream [1.2, 1.7]
11 to vociferate, to cry out for help. [1.2]
12 to cry for help [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13 Exprimer sa douleur d'une manière bruyante: Nokapohin' ny rainy izy ka nibabababa aoka izany (Frappé par son père il se lamentait étrangement) [1.3]
14 pousser de haut cris [1.8]
Ohatra  15  Rasoa mibaby azy avy no mihontsokontsona sy mibabababa tsy mahaleo ny fihetsiny ka mandrara hoe: [2.470#16]

Teny iditra (2/2) 16  mibabababà
Fototeny  17 babababa
Sokajin-teny  18  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mibabababa [Fitanisana]

Fivaditsoratra  mibabababà, mibabababa

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/14