|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  miapanapana
Fototeny  2 apanapana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mitotototo tsy mahita izay haleha, mivezivezy atsý sy ary na noho ny haizina na noho ny fikorontanantsalna, ka matetika mipopòka foana amin-javatra na diso amin' izay atao: Niapanapana i Jaona nivoaka ny efitrano fanadinana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to go about foolishly, to stagger, to vacillate. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  10 Tâtonner: Miapanapana ny jamba (L'aveugle tâtonne) [1.3#58]
Mpanahaka  11  mikorapadrapaka, 12  mipapapapa, 13  mipempena, 14  Mipepipepy, 15  miraparapa, 16  mitotototo foana
Fikambanana  17  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how miapanapana

Teny iditra (2/2) 18  miapanapàna
Fototeny  19 apanapana
Sokajin-teny  20  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miapanapana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#58]

Fivaditsoratra  miapanapana, miapanapàna

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/14