|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  miaoriana
Fototeny  2 aoriana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mandeha eo aoriana: Aoka ianao hiaoriana fa mety hisy loza eto aloha
9 Tsy manondro ny ora marina fa lasa aoriana foana: Miaoriana ity famantaranandroko ity ka hoentiko any amin' ny mpanamboatra famantaranandro [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be behind, to be long in coming. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  11 être derrière, rester en arrière, être en retard, retarder [1.3#58]
Ohatra  12  Miaorina izy (Il est derrière) [1.3#58]
13  Miaorina ny famantaranandroko (Ma montre retarde) [1.3#58]
Fikambanana  14  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how miaoriana

Teny iditra (2/2) 15  miaoriàna
Fototeny  16 aoriana
Sokajin-teny  17  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miaoriana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  miaoriana, miaoriàna

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/14