|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  miantsena
Fototeny  2 tsena
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mandeha mankany an-tsena: Lasa niantsena i Neny [1.1]
Ohatra  9  Izany mantsy no mba fanaoko tsy tapaka, rehefa avy miantsena toy izao aho. [2.470#167]
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 11  miantsenà
Fototeny  12 tsena
Sokajin-teny  13  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miantsena [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  14 manañitse, miantsenà, miantsena, 15 misentaña

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/06