Teny iditra mianonanona (anonanona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mihatakataka, mipetrapetraka maka aina, nefa ny sasany milofo miasa [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To retire to a little distance after having conquered in a fight or lawsuit, or after having successfully accomplished anything. [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mianonanona
Ny lasa : nianonanona
Ny hoavy : hianonanona
Filaza mandidy : mianonanòna

Teny iditra mianonanòna (anonanona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mianonanona [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20