|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  miandrandra
Fototeny  2 andrandra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mijery ambony: Niandrandra telo minitra teo izy nanaramaso an' ilay fiaramanidina nitondra an-dreniny
9 Mikendry: Miandrandra ny ho lasa dokotera na mpampianatra ambony ny adalalahy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to look upright, to hold the head erect; to look up to for help; to be proud or self-confident. [1.2]
11 to hold the head up; to look up to something [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 lever la tête; regarder en haut [1.8]
Ohatra  13  sady miandrandra I Lidy, toa te hampakatra hatrany ny vetsovetsony. [2.470#177]
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 15  miandrandrà
Fototeny  16 andrandra
Sokajin-teny  17  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miandrandra [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  miandrandra, miandrandrà

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/14