Teny iditra |
miahona
(ahona)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mijanona tampoka, miato, ary tsy mandroso; misalasala [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To halt, to cease, to stand falteringly, to hesitate, to leave off. [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | S’arrêter; faire halte, hésiter [1.3]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
miahona |
Ny lasa : |
niahona |
Ny hoavy : |
hiahona |
Filaza mandidy : |
miahòna |
|
|
Teny iditra |
miahòna
(ahona)
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miahona
|
Fanazavàna teny malagasy | [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | [1.3]
|
|