|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  miafara
Fototeny  2 fara
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Enti-milaza zavatra iray izay ny farany: Miafara amin' ny h ny hoe Rajonah
9 Mipaka, mihatra: Miafara any an-dranomasina daholo ny renirano rehetra ~ Tandremo sao miafara aminao ny fiampangana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 To be last, to be at the end. [1.2]
11 to terminate; to end up in a certain way [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 se terminer, finir, finir d'une certaine façon [1.8]
Ohatra  13  raha tsy miafara ho jamba izy ireny, dia katraotraofin' ny aretina mandra-pahafatiny. [2.470#34]
14  Niherika Railovy, ka nahatazana azy nidina moramora nanaraka ny vatan-kazo sady nanainga ny rambony miafara amin' ny lefona feno poizina mahatsiravina. [2.5]

Teny iditra (2/2) 15  miafarà
Fototeny  16 fara
Sokajin-teny  17  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miafara [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  miafarà, miafara

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/15