|
|
|
|

Teny iditra 1  metimety
Fototeny  2 mety
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
Fanazavàna teny frantsay  6 [duplicatif] [1.3#441]
Ohatra  7  Misy tsy metimety angaha? [2.471#65]
8  Anefa izay voasoratro mba noheveriko ho netinety ihany. [2.356#166]
Fikambanana  9  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how metimety

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20