Teny iditra menavazana
Singan-teny mena ; vazana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Efa ela nanaovana, tranainy: Ireny efa mpampianatra menavazana
Olona nanao raharaha miaramila taloha. Miaramila efa napetraka nefa naverina indray hifidianana ny mbola tokony ho volon' ny miaramila ihany: Nantsoina hivory daholo ny menavazana fa misy fiheverana ny vola fanampiana azy
Mitovy hevitra: bekotromaroholatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Old soldiers [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Anciens combattants, vétérans [1.8]
Ohatra Voantso torak' izany koa I Day, Rasamy ary Parany, samy menavazana daholo ary samy avy ao Marovato. [2.472]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16