Teny iditra (1/4) | 1 meloka |
Fototeny | 2 heloka |
Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Tsy mahitsy fa mifeloka, vokoka: Vy meloka |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2, 1.7] crooked |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3#233, 1.8] courbe |
Ohatra |
7 ny hazo meloka aza tambinana; [2.69#] |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny meloka io |
Teny iditra (2/4) | 16 meloka |
Fototeny | 17 heloka |
Sokajin-teny | 18 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
19 [1.1] Nahavita hadisoana lehibe: Olomeloka, |
Fanazavàna teny anglisy |
20 [1.2] guilty, criminal, sinful 21 [1.7] guilty |
Fanazavàna teny frantsay |
22 [1.3#233, 1.8] coupable |
Ohatra |
23 Raha misy mandoro ny ala dia ataoko meloka. [2.508#] 24 koa raha misy manao izany, ataoko namany ny meloka. [2.654#] 25 Fa raha meloka amy ny heloka, dia atao tadimody, ary dia ny havana hiany no mamono azy. [2.48] |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 35 Ohabolana misy io teny meloka io |
Teny iditra (3/4) | 36 meloka |
Fototeny | 37 heloka |
Sokajin-teny | 38 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
39 [1.78] [Bara]
tezitra |
Fanazavàna teny anglisy |
40 [1.2] angry, displeased |
Teny iditra (4/4) | 41 Melòka |
Sokajin-teny | 42 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
Fanazavàna teny anglisy |
43 [2.996] Malluch |
Fanazavàna teny frantsay |
44 [2.996] Malluk |
Ohatra |
45 Benjamina, meloka, Samariasa; [2.996#] |
Voambolana |
46 Soratra Masina |
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 47 Toko sy andininy momba Melòka |
Fivaditsoratra | 48 lemako, lemoka, lomake, maloke, meloka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |