Teny iditra | fanameloka (meloka (heloka)) | |
Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | |
Fanazavàna teny frantsay | La manière de rendre courbe [1.3] | |
Teny iditra | fanameloka (meloka (heloka)) | |
Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina manameloka, milaza ho meloka araka ny didim-pitsarana Azo melohina [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Celui qui mérite d’être condamné, qui est condamnable, la manière de condamner [1.3] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/23 |