|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  manozongozona
Fototeny  2 hozongozona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manetsiketsika mafy ary imbetsaka: Manozongozona ny hazo ny rivo-mahery
9 Mampihontsona, manaketraka: Tsy misy afaka manozongozona ny fitokiako anao
10 Mitady haka: Mila hanozongozona ny taniko iny lehilahy iny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to shake to agitate [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 secouer, agiter [1.8]

Teny iditra (2/2) 13  manozongozòna
Fototeny  14 hozongozona
Sokajin-teny  15  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manozongozona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  manozongozòna, manozongozona

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/15