|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  manontsana
Fototeny  2 hontsana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manakorian-drano ao anaty zavatra, manetsiketsika rano ao anaty zavatra mba handiovana azy: Manontsàna vava isa-maraina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to rinse by shaking; to shake the bottle before using [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 rincer en secouant [1.8]

Teny iditra (2/2) 11  manontsàna
Fototeny  12 hontsana
Sokajin-teny  13  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manontsana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohatra  14  Manontsàna vava isa-maraina [1.1]

Fivaditsoratra  15 manantsona, manontsàna, manontsana

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/06