|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 manongonongona |
| Fototeny | 2 ongonongona |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Mampiavosa tany
9 Mampitandrina rahateo [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
10 to turn over clods and pile them up as a landmark; to caution.
[1.2] |
| Teny iditra (2/2) | 11 manongonongòna |
| Fototeny | 12 ongonongona |
| Sokajin-teny | 13 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manongonongona [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | manongonongona, manongonongòna |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/08/13 |
|