|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  manompirana
Fototeny  2 sompirana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manao zavatra, mipetraka, mijery... tsy mba mahitsy fa mivilana: Manompirana foana io vehivavy io rehefa mipetraka
9 Miolaka: Manompirana io lalana io rehefa tonga erỳ ambanimbany erỳ
10 Misafelika: Nanompirana ny zandary no nahazoany ireo mpangalatra omby [1.1]

Teny iditra (2/2) 11  manompiràna
Fototeny  12 sompirana
Sokajin-teny  13  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manompirana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  manompiràna, manompirana

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/15