|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  manobonobona
Fototeny  2 obonobona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manabontsina ny lamba entina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 Gonfler le lamba qu’on porte [1.3]

Teny iditra (2/2) 10  manobonobòna
Fototeny  11 obonobona
Sokajin-teny  12  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manobonobona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  manobonobòna, manobonobona

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/06