|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  manobatoba
Fototeny  2 tobatoba
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manetsiketsika (rano), manakobana, manatobaka
9 Mandanilany foana, midodadoda: Aza manobatoba re, rankizy, fa mba mitsinjova ny vodiandro ho merika [1.1]

Teny iditra (2/2) 10  manobatobà
Fototeny  11 tobatoba
Sokajin-teny  12  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manobatoba [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  manobatoba, manobatobà

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/15