|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 manjaka |
| Fototeny | 2 zaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Mitondra mifehy, mandidy, manapaka: Manjaka amim-pahendrena io filoha vaovao io
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 to govern
[1.2, 1.7] 10 to reign [1.2] 11 to rule [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
12 gouverner, régner
[1.3, 1.8] |
| Fikambanana | 13 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 16 misy ny teny how manjaka |
| Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/4) | 15 manjaka |
| Fototeny | 16 jaka |
| Sokajin-teny | 17 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
22 Manome, manolotra jaka
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
23 to present the jaka, to invite to a meal at the new year's festival
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
24 offrir des étrennes, donner des étrennes
[1.3] |
| Teny iditra (3/4) | 25 manjaka |
| Fototeny | 26 zaka |
| Sokajin-teny | 27 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manjaka [Fitanisana] |
| Teny iditra (4/4) | 28 manjaka |
| Fototeny | 29 jaka |
| Sokajin-teny | 30 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manjaka [Fitanisana] |
| Fivaditsoratra | manjakà, manjaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/08/15 |
|