|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  manizina
Fototeny  2 izina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mampaniombona, manamaizina: Dia hanizina ny tranontsika va re io trano aorina eo anoloana io?
9 Mamoritra, mampihitsoka, mandentika, manidy: Hamy herin' ny fahavalo, nanizina ny miaramilany tao amin' ilay hadilanana [1.1]

Teny iditra (2/2) 10  manizìna
Fototeny  11 izina
Sokajin-teny  12  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manizina [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  manizìna, manizina

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/14