Teny iditra |
maninona
(inona)
|
Sokajin-teny | tambinteny
|
Fanazavàna teny malagasy | Manao inona: Maninona eto ianao? Iharam-pahavoazana marary, maty: Efa ela be aho tsy nahazo taratasy tamindRakoto ka matahotra sao maninomaninona Lay [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | What of it ? what happened ? what's the matter? [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Quoi donc? qu'est-ce que c'est? qu'est-ce qui ne vas pas? [1.8]
|
Ohatra |
1 | Ary raha tsy manatrika moa maninona?
[2.643]
|
2 | Fa maninona ny zanako no tsakoahina?
[2.356]
|
3 | Maninona izato izy no mando volomaso;
[2.895]
|
|
Kamban-teny |
|
|