Teny iditra manima (sima)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manabanga na mandimbana ny molotra ambony na ny sisin-javatra [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manima
Ny lasa : nanima
Ny hoavy : hanima
Filaza mandidy : manimà

Teny iditra manimà (sima)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manima [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20