|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  manerona
Fototeny  2 erona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mandrahona olona amim-peo toa tsy faly ary vonon-kandramatra na hamely: Nanerona ilay alika nony niditra ny vavahady izahay [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to growl or roar at [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 gronder, rugir [1.8]
Ohatra  11  Manasa hisakafo e ! hoy ilay mpiasa tany, tamin’ny feo reraka nefa sahala amin’ny manerona [2.472#128]
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/3) 13  mañerona
Sokajin-teny  14  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  15 [Sihanaka] manendy kafe, ets. [1.78]

Teny iditra (3/3) 16  maneròna
Fototeny  17 erona
Sokajin-teny  18  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manerona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]

Fivaditsoratra  manerona, mañerona, maneròna, 19 manonera, 20 manorena, 21 menarano, 22 ranomena, rano mena, Ranomena

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/13