|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  manenjana
Fototeny  2 henjana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manao izay tsy hampilefitra, maninjitra: Manenjana kofehy
9 Manohitra: Sahy nanenjana tamiko izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to stretch tight; to carry out discipline strictly [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 raidir, tendre [1.3, 1.8, 1.13]
12 résister [1.3]
13 appliquer une discipline sévère [1.8]
14 baleiner [1.13]
Fikambanana  15  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny how manenjana

Teny iditra (2/2) 16  manenjàna
Fototeny  17 henjana
Sokajin-teny  18  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manenjana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]

Fivaditsoratra  19 mananjeña, manenjana, manenjàna

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/15