|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mandrodona
Fototeny  2 rodona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mandroaka omby aman' ondry miaraka be
9 Manentana (hira) miaraka
10 Mandany vola be indray mandeha [1.1]

Teny iditra (2/2) 11  mandrodòna
Fototeny  12 rodona
Sokajin-teny  13  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandrodona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  mandrodòna, mandrodona

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/14