|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mandrodana
Fototeny  2 rodana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manjera, mandrava: Iza no nandrodana itý tamboho itý?
9 Mividy izaitratra: Nandrodana hena izy ireo hanomanany ny famadihana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to knock down (a wall, a house. etc.) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 démolir et jeter à terre un mur, etc [1.8]

Teny iditra (2/2) 12  mandrodàna
Fototeny  13 rodana
Sokajin-teny  14  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandrodana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  mandrodana, mandrodàna

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/15