|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mandringana
Fototeny  2 ringana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mandrava, manimba tanteraka, mandevona: Ny valala no nandringana ny vary tamin' itý taona itý
9 Mamono ka tsy misy havela hitsangana na iray ara, mandripaka: Jiolahy no nandringana ny mponina tamin' itý vohitra itý [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to destroy, to exterminate [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 détruire; exterminer [1.8]

Teny iditra (2/2) 12  mandringàna
Fototeny  13 ringana
Sokajin-teny  14  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandringana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  mandringàna, mandringana

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/15