|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mandratra
Fototeny  2 ratra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Fanazavàna teny malagasy  9 [Antambahoaka+Tanala] manimba [1.78]
10 Manisy na mamely olona amin-java-maranitra ka mahatonga azy hanana fery: Esory io vy maranitra io sao mandratra ny zanakao
11 Mampitondra alahelo: Nanao teny nandratra ny fony ianao
12 Mahatonga fahavoazana, mampahita loza, mamohehatra, mampidi-doza: Tandremo fandrao mandratra anao io ady any amin' ny fitsarana io
13 Manimba, mahatonga fatiantoka: Nanahy ihany izy sao handratra azy ilay vahiny nampiantranoiny tao aminy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  14 to hurt, to wound, to injure [1.2#504]
Fanazavàna teny frantsay  15 blesser, meurtrir, déchirer, égratigner: Esory ireo hazo ireo, sao mandratra (Enlevez ces bois, de peur qu'ils ne blessent quelqu'un)
16 gâter des fruits, déparer quelque chose
17 Figuré: exposer à un malheur: Tandremo fandrao mandratra anareo io ady io (Prenez garde que ce procès ne vous soit funeste) [1.3#515]

Teny iditra (2/2) 18  mandratra
Fototeny  19 ratra
Sokajin-teny  20  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandratra [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#515]

Fivaditsoratra  mandratra, mandratrà

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/14