|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mandranga
Fototeny  2 ranga
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manainga, mampiakatra (tanana, sofina...)
9 Mininginingina amin' ny loba rantsana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be affected at heart, to grieve after, to long for. (Prov.) [1.2]

Teny iditra (2/2) 11  mandrangà
Fototeny  12 ranga
Sokajin-teny  13  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandranga [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  mandranga, mandrangà

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/14