Teny iditra |
mandrambona
(rambona)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Misambotra na misarika amin' ny tovan' akanjo mirefarefa na mitaritarika [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To snatch, to scramble for. [1.2]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mandrambona |
Ny lasa : |
nandrambona |
Ny hoavy : |
handrambona |
Filaza mandidy : |
mandrambòna |
|
|
Teny iditra |
mandrambòna
(rambona)
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandrambona
|
Fanazavàna teny malagasy | [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | [1.3]
|
|