|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  mandamoka
Fototeny  2 lamoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manavesabesatra, mampahavesatra, mahasasatra, mahatofoka: Mandamoka azy ny torimaso [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 appesantir, fatiguer, dégoûter [1.3]
Ohatra  10  Raha mandamoka ny tetik' ady, hoy izy, dia hataoko veloma Farafangana rahampitso maraina. [2.499#]

Teny iditra (2/3) 11  mandamoka
Sokajin-teny  12  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
13  Ny ankehitriny :
14  Ny lasa :
15  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  16 Enti-milaza ny atody tsy zary zanany, tsy foy: Nisy telo nandamòka ny atody nakotriko
17 Tsy vanona, tsy tanteraka: Nandamòka ny fikasanay hitsangantsangana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  18 to be defective, not to come to perfection [1.2]

Teny iditra (3/3) 19  mandamoka
Sokajin-teny  20  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  21 [Bezanozano] mikapoka [1.78]

Fivaditsoratra  22 mandamako, mandamoka, mandamòka, 23 mandomaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/13