|
|
|
|

Teny iditra (1/5) 1  mandambana
Fototeny  2 lambana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manao ampehezana [1.1]

Teny iditra (2/5) 9  mandambana
Fototeny  10 lambana
Sokajin-teny  11  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
12  Ny ankehitriny :
13  Ny lasa :
14  Ny hoavy :
15  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  16 Manemitra amin' ny tsihy, manisy saridiseza
17 Enti-milaza ny fonon' ny babin-katsaka izay manomboka miforona miaraka amin' ny babiny: Efa mandambana ny katsakay [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  18 [Provincial] to spread out on a leaf, etc. Used with hanina, etc [1.2]

Teny iditra (3/5) 19  mandambana
Fototeny  20 lambana
Sokajin-teny  21  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
22  Ny ankehitriny :
23  Ny lasa :
24  Ny hoavy :
25  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  26 Mamono betsaka indray miaraka, mandringana, mandripaka: Nandambana ny olona, hono, ny nendra taloha [1.1]

Teny iditra (4/5) 27  mandambana
Fototeny  28 lambana
Sokajin-teny  29  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
30  Ny ankehitriny :
31  Ny lasa :
32  Ny hoavy :
33  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  34 Maka (valala) amin' ny lamba: Mandambana valala erỳ amin' ny tanety erỳ ny ankizy [1.1]

Teny iditra (5/5) 35  mandambàna
Fototeny  36 lambana
Sokajin-teny  37  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandambana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  mandambana, mandambàna

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/13