|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 manazimba |
| Fototeny | 2 zimba |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Manao tsinontsinona, manivaiva: Tsy tokony hanazimba ny asanay ianao
9 Manaraby, mamazivazy: Tena nanazimba anay mihitsy Rangahy iny 10 Manevateva: Manazimba zavatra masina io gazety basivava io [1.1] |
| Ohatra |
11 Nefa kosa samy manaja manokana ny hafa-drazany avy ary tsy mahazo manazimba Razana hafa.
[2.285#]
|
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 13 manazimbà |
| Fototeny | 14 zimba |
| Sokajin-teny | 15 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manazimba [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | manazimba, manazimbà |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/08/15 |
|